|
|
|
|

Teny iditra1 isa fa tsy roa
Singan-teny  2isa, 3fa, 4tsy, 5roa
Sokajin-teny  6 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  7tokana tsy manantsahala (teny entina mandoka olona na zavatra maningana eo amin' ny toetra na ny hatsaran-tarehy). [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8incomparable, unique, sans égal. [1.3]
9Qui n' a pas son second.
10Qui n' a pas son pareil, soit en bien, soit en mal.. [2.415#1733]
Tsipelina hafa  11isafatsiroa, safatsiroa
Tovy hevitra  12tsy manam-paharoa

Fivaditsoratra  13 isafatsiroa, 14 isa fa tsy roa

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12